|
|
|
|

Entrée1  nefa
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-milaza hevitra mifanohitra amin' ilay voalaza eo aloha: Marary izy nefa tonga ihany. (Tsara homarihina fa manana endrika roa hafa io teny io, izay tsy dia tena mitovy fampiasa aminy: "anefa" sy "kanefa": -- anefa, dia fampiasa matetika eo aorian' ny teny voalohany amin' ny tapaky ny fehezanteny faharoa: Marary izy; mahagaga anefa fa tonga ihany; -- kanefa: fampiasa raha lavalava ilay tapaky ny fehezan-teny faharoa: Marary izy, kanefa mahagaga fa tonga ihany. [1.1]
Explications en anglais  4 nevertheless, though. It is the primitive root of the words anefa, fanefa, kanefa, kandrefa. It is also the provincial past tense of efa.. [1.2]
5 but (same as kanefa but used in slightly different ways). [1.7]
Explications en français  6 cependant; kanefa et nefa s'emploient selon que les deux membres de la phrase mis en opposition sont long ou bref; anefa est enclitique. -- Namely ny anao lahy, kanefa tsy nahavoa fa maika loatra -- Namely ny anao lahy, nefa tsy nahavoa -- Namely ny anao lahy, tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka. [1.12]
7 mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente). [1.8]
Analogues  8  fa, 9  kanjo, 10  saingy

Anagrammes  11 fane, 12 fena, feña, 13 nefa

Mis à jour le 2025/11/12