| Entrée | 1 kapa tokana |
| Mots élémentaires | 2 kapa, 3 tokana |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 (kapatokana) a mode of playing diamanga
[1.2] |
| Analogues | 7 diamanga |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|