Entrée diamanga (dia, manga)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] daka [Rakotosaona 1972]
   Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a game of kicking backwards. See daka and tsipaka [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] coup de pied. [David 1952 (takila D)]
Exemples  
1Daka diamanga ireo mampijaly azy/ [Rajaonary: Toaka]
2Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 158]
3Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga. [Andraina: Mitaraina, page 228]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   ambadika ~ antongomby ~ antsatoka ~ kapatokana ~ kopala

Mis à jour le 2017/07/25