Entrée mikarakara (karakara)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny
¶ Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho
¶ Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny
¶ Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to take care of, to look after [Hallanger 1973]
Définition française   prendre soin de; se charger de [Hallanger 1974]
Exemples   Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy. [Andraina: Mitaraina, page 202]
Morphologie  
mikarakara
nikarakara
hikarakara
mikarakarà

Entrée mikarakara
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] misaritaka [Rakotosaona 1972]

Entrée mikarakarà (karakara)
Partie du discours   impératif du verbe actif mikarakara [liste]

2013/04/25