Entrée kasa
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mitovy hevitra amin' ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy nahatana ilay vatan-kazo maniry eo ambony andrefana [Rajemisa 1985]

Entrée kasa
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan' ny saina [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée kasa
Partie du discours   nom
Traduction française   remède. § hàsina. [Tankarana] [David 1952 (takila H)]
Synonymes   hasy ~ kasy

Mis à jour le 2017/03/10