Entrée | hasy | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [Bara] landihazo [Rakotosaona 1975] | |||
Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [Rajemisa 1985] | ||||
Vocabulaire | Botanique: Arbre | |||
Nom scientifique | Gossypium barbadense | |||
Synonymes | landihazo | |||
Entrée | hasy | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [Taisaka] lamba vita amin'ny landihazo [Rakotosaona 1975] | |||
Traduction anglaise | a provincial word for cotton [Richardson 1885] | |||
Traduction française | [Taisaka] cotonnade [Deschamps 1936] | |||
Vocabulaire | Economie: vêtements | |||
Entrée | hasy | |||
Partie du discours | nom | |||
Traduction anglaise | [Provincial] a provincial word for medicine. [Richardson 1885] | |||
Traduction française | [Tankarana] remède. hasina [David 1952 (takila H)] | |||
Vocabulaire | Santé | |||
Synonymes | kasa | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Entrée | hasy | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [Taisaka] fanajana [Rakotosaona 1975] | |||
Traduction française | [Taisaka] respect [Deschamps 1936] | |||
Dérivations |
| |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |