Entrée kely dia kely
Partie du discours locution
Définition malgache Kely bitika, kely bilitika, kely botitika, kitika, kitsika, kitsitsika, tsintsina, ankanofisana, indray manila, rano an-kitsak' akoho, ohatra ny ivy, pitiny kely, sombiny kely, ilany kely, ambilombazana, sily, hoho, silakoho, tapany kely, piny kely, motiny kely, ambiny kely [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31