Entrée kiakiaka (kiaka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: H [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   piercing cries [Hallanger 1973]
Traduction française   cris perçants [Hallanger 1974]
Exemples   Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [Andraina: Mitaraina, page 235]
Kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 9]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
kiakiaka
kiakiako
kiakiakao
kiakiany
kiakiatsika
kiakiakay
kiakiakareo
kiakian'
kiakia-
kiakiaky

Entrée Kiakiaka (kiaka)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Exemples   Avaradrano sy Kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina. [Callet: Tantara, page 621]
Vocabulaire  
Toponymie   kiaka
Illustrations  

Mis à jour le 2014/02/10