Entrée kilonga
Partie du discours nom
Définition malgache ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao [Ravelojaona 1937]
  [Betsileo] Zaza [Rajemisa 1985]
 Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise adolescents, often in a derogatory sense [Hallanger 1973]
Définition française les jeunes (souvent péjoratif) [Hallanger 1974]
 marmaille [3.1]
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 143]
2Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 113]
3Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 5]
Citations 

2017/05/25