| Entrée | 1 kiraro iray aman' olona |
| Mots élémentaires | 2 kiraro, 3 iray, 4 amana, 5 olona |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7 enti-milaza ny kiraro miara-droa ho an' ny tongotra havia sy havanana (iray lomisy)
[1.1] |
| Explications en anglais |
8 [kiraro aman' olona] a pair of shoes
[1.7] |
| Explications en français |
9 [kiraro aman' olona] une paire de souliers
[1.8] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|