Entrée | 1 kisendrasendra |
Radical | 2 sendrasendra |
Partie du discours | 3 nom ou adverbe |
Explications en malgache |
4 Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taona fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana [1.1] 5 fifanandrifian-javatra [1.13] |
Explications en français |
6 hasard [1.13] 7 par pur hasard, accidentellement [1.5] |
Exemples |
8 izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra.
[1.38#709]
9 Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra. [2.470#44] |
Analogues | 10 vintana, kinanga, kitano, kitanotano, kendry tohina, kitoatoa, tsy nahinahy, tsy tohatohatra, tsy nampoizina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |