Entrée kitro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée kitro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [Rajemisa 1985]
   faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   a hoof [Hallanger 1973]
Définition française   sabot des animaux [Abinal 1888, David 1952, Hallanger 1974]
Définition française   sabot [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée kitro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
¶ Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a callus or corn [Hallanger 1973]
Définition française   callosité [Abinal 1888]
   tartre des dents [Abinal 1888]
   durillon [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire  
Synonymes   kotro
Mots composés, titres, noms  

Entrée kitro
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] angady kely [Rakotosaona 1972]
   [Bara] angady tonta, angady montro [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] lefona [Rakotosaona 1972]

Entrée kitro
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] zafindohalika [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

2015/05/21