Entrée kotro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hoditra mihamatevina sy mihamafy eo amin' ny felatanana na ny faladia noho ny asa betsaka atao na ny dia lavitra vita; kitro. [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka] kitro [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] kitro, tandroka [Rakotosaona 1972]
Dérivations  
Synonymes   kitro
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2009/11/07