Entrée kizo
Partie du discours nom
Définition malgache Ny vatom-panorona izay lanin'ny andaniny daholo rehefa avy nihinana ny azy
¶ Fahalanian-karena miandalana mahazo olona na-nana teo aloha ka saika botry na tonga fadiranovana ny taranany
¶ Lalana na hevitra teritery ahitana loza: Mampiditra ahy amin'ny kizo ianao amin'izany hevitra izany [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée kizo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon' ny olona famandrihamborona indrindra [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2013/02/01