Entrée safosafo (safo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io
Mitovy hevitra: tambitamby ~ tehatehaka
Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho
Mitovy hevitra: famalifaliana ~ fanambatambazana ~ fanejokejoana ~ fanojikojiana ~ fanolikolena ~ kolikoly ~ tambitamby
Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany [1.1]
Explications en anglais A caress, the act of stroking [1.7]
Explications en français Action de caresser de la main [1.8]
Exemples 
1Safosafo loha sy tambitamby no azony [2.470]
2Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20