|
|
|
|

Entrée 1  koly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
4 Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Synonymes  8 kolikoly
Analogues  9  gaina, 10  kejokejo, 11  kojikojy, 12  sisi-bola, 13  totohondry vola, 14  Tsolotra
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot koly

Anagrammes  16 kilo, koly, 17 Loky, loky

Mis à jour le 2026/04/26