Entrée korontana
Partie du discours nom
Définition malgache Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano?
¶ Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise disorder [Hallanger 1973]
Définition française désordre, confusion [Hallanger 1974]
Dérivations 

2017/04/02