Entrée mikorontana (korontana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano
Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo
Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay
Mitovy hevitra: mifamotaka ambony ambany ~ mifangaro be ihany ~ tsy milamina [1.1]
Morphologie 
Présent : mikorontana
Passé : nikorontana
Futur : hikorontana
Impératif : mikorontàna
Synonymes mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro

Entrée mikorontàna (korontana)
Partie du discours impératif du verbe actif mikorontana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20