| Entrée (1/2) | 1 manakorontana |
| Radical | 2 korontana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra? Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to put in disorder; to push or knock things about [1.7] |
| Explications en français |
6 bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8] |
| Exemples |
7 ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile
[2.1011#]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 manakorontàna |
| Radical | 13 korontana |
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif manakorontana [Liste complète] |
| Anagrammes | 15 manakorontàna, manakorontana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|