Entrée kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy (kristianina, alahady, fa, halatra, akoho, alatsinainy)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31