|
|
|
|

Entrée1  labozia
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia.
Explications en anglais  10  [1.2] [labozỳ] a candle
Explications en français  11  [1.3] [labozỳ] chandelle
12  [1.13] bougie
Exemples  13  [2.470] labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny.
14  [2.472] Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ.
Autres orthographes  15  labozy

Mis à jour le 2025/08/10