Entrée lahimatoa (lahy, matoa)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the eldest son in a family [Hallanger 1973]
Traduction française   le fils ainé [Hallanger 1974]
Exemples  
1Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa! [Profita: Ranary, page 97]
2Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy. [Randriamamonjy: Tantara, page 339]
Vocabulaire  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/04/06