|
|
|
|

Entrée1  lahin-tsoavaly
Mots élémentaires  2  lahy, 3  soavaly
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  soavalilahy atao fakana taranaka [1.1]
Exemples  6  Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa. [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12