| Entrée | 1 lalaovina | 
| Radical | 2 lalao | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be played with [1.2] 6 to be played with; to be mocked [1.7] | 
| Explications en français | 7   avec quoi ou dont on joue [1.8] | 
| Exemples | 8   Izany rehetra izany dia afaka lalaovina ao amin'ilay fianarana.
[2.424#] 9 Efa rano rahateo moa no lalaovina, ka izay fanampiny kely etsy sy eroa, iny ve misy dikany! [2.472#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 14 lalaovina, 15 voalalina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |