|
|
|
|

Entrée1  lamboniva
Mots élémentaires  2 lambo, 3 iva
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ilay karazana madinika kokoa noho ny lambonava any ambany.
6 Potamochoerus madagascariensis, Potamochoerus africanus, Gray.
7 Ny ala ambany toerana manodidina an' Imarina no be azy, somary fotsy kokoa ny volon' ny
8 vombony sady tsy vaventy loatra izy. Ny ankabeazan' ny lamboniva dia mitovy amin' ny kisoa gasy
9 ny habeny; lava ny vavany; lava koa ny vanginy amin' ireo efa lehibe. [1.10#L125]
Explications en anglais  10 wild hog inhabiting the lower coast regions, Potamochoerus madagascariensis,
11 or Potamochoerus africanus, Gray. [1.2]
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/11/13