Entrée iva
Partie du discours adjectif
Définition malgache Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho
¶ reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise low [Hallanger 1973]
Définition française bas [Hallanger 1974, SLP 1986]
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta

Entrée iva
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Dérivations 

Entrée Iva
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition anglaise Ivah [Baiboly]
Définition française Ivva [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Avà
Citations 

2017/04/02