Entrée | lany ra (lany, ra) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | anémié, dont le sang est épuisé [Abinal 1888] | |
Synonymes | kely ra ~ tsy ampy ra | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |