| Entrée | 1 lasam-binany |
| Mots élémentaires | 2 lasa, 3 vinany |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] |
| Exemples |
6 Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina.
[2.5#]
|
| Synonymes | 7 lasam-borona |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|