Entrée lavaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany
Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy
Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1]
Explications en anglais A hole, a cave, a den. See loaka, zohy [1.2]
 A pit, a hole, a cave [1.7]
Explications en français Trou, fosse, caverne [1.8]
  [1.13]
Exemples 
1Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka. [2.606]
2Lavaka kely izy ireny teo am-piandohana. [2.117]
3Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
4Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io; [2.59]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : lavaka, lavako, lavakao, lavany, lavatsika, lavakay, lavakareo, lavak', lava-, lavaky
Préfixée : -davaka, -davako, -davakao, -davany, -davatsika, -davakay, -davakareo, -davak', -dava-, -davaky
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 
Illustrations 

Entrée lavaka
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka, Bezanozano] (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/19