|
|
|
|

Entrée1  lavitrisa
Mots élémentaires  2 lavitra, 3 isa
Partie du discours  4  adjectif
Explications en anglais  5 a billion. [3.1]
Explications en français  6 un milliard. [3.1]
International  7 1000000000 ~ 1 000 000 000 ~ 1.000.000.000 ~ 1,000,000,000. [3.1]
Exemples  8  antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy [4.11]
9  ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo [4.43]
Vocabulaire  10  Mathématiques: arithmétique
Tableaux et planches  11  Les nombres

Mis à jour le 2025/09/12