| Entrée (1/2) | 1 lehilava |
| Mots élémentaires | 2 lehy, 3 lava |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy.
6 Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [1.10#L262] |
| Explications en français |
7 manière de jouer au fanorona
[1.3#397] |
| Vocabulaire | 8 Jeu |
| Antonymes | 9 lehifohy |
| Entrée (2/2) | 10 Lehilava |
| Mots élémentaires | 11 lehy |
| Partie du discours | 12 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Exemples |
13 Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na lehilava, zato iray.
[2.588#16]
|
| Vocabulaire | 14 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | 15 lehilava, Lehilava, 16 levalahy |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|