Entrée lehitsy
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache  ise, ialahy: Ialahy lehitsy mba mandehana [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples 
1Aza mody adala lehitsy a! [Andraina: I Vola, page 54]
2Fomba fiteny, lehitsy, izany fa aza be fanontaniana a! [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 127]

Mis à jour le 2020/07/31