Entrée milelalela (lelalela (lela))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Sihanaka] mikiakiaka [Rakotosaona 1972]
   Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana
¶ Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala
¶ Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny
¶ Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to talk a lot; to cry out [Hallanger 1973]
Définition française   parler avec entrain; criailler [Hallanger 1974]
Morphologie  
milelalela
nilelalela
hilelalela
milelalelà

Entrée milelalela
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] midedadeda [Rakotosaona 1972]

Entrée milelalelà (lelalela (lela))
Partie du discours   impératif du verbe actif milelalela [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2012/08/14