Entrée lia
Partie du discours adjectif
Définition malgache dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [Ravelojaona 1937]
  [Bara] dia [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] dia, dy [Rakotosaona 1972]

Entrée lia
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy. [Ravelojaona 1937]
 Niavian' ny hoe malia [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée lia
Partie du discours nom
Définition malgache na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [Ravelojaona 1937]
Dérivations 

Entrée lia
Partie du discours nom
Définition malgache na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [Ravelojaona 1937]
Dérivations 

Entrée Lià
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
 Lià [Baiboly]
Définition anglaise Leah [Baiboly]
Définition française Léa [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Lea
Citations 

2017/06/09