|
|
|
|

Entrée1  lohateny
Mots élémentaires  2 loha, 3 teny
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra:
6 "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana
7 Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1]
Explications en anglais  8 a title, a heading [1.7]
Explications en français  9 titre [1.8, 1.13, 1.5.fr#193]
Exemples  10  Anaovy lohateny ny andininy tsirairay. [2.285#46]
11  jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314#88]
12  Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117#65]
13  Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356#95]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 lohateny, 16 natohely

Mis à jour le 2025/11/13