Entrée loko afo (loko, afo)
Partie du discours expression
Définition malgache loko fanaovana tombo-kase, izay dorana amin' ny afo ka mitsonika mitete ary iny mitsonika iny no apetaka amin' ny valopy ho filazana fa tsy misy mahazo manokatra azy io raha tsy izay tokony hanao izany [Rajemisa 1985]

2011/02/06