Entrée loko
Partie du discours   nom
Définition malgache   Sora-javatra: Vony sy maitso tanora n [...]
¶ Ranona vovoka noharoina ka mahatonga vol [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   paint; color
¶ rouge and lipstick [Hallanger 1973]
Traduction française   peinture, couleur [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Traduction française   rouge à lèvres [Hallanger 1974]
Exemples  
1Raha loko mainty re no atao hoe? [Ramandiamanana: Solony]
2Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [Ndemahasoa: Antakay, page 46]
3Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [Dox: Takariva]
4ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [Randzavola: Baiboly, page 150]
5Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [Rajaonarivelo: Bina, page 35]
Dérivations  
Morphologie  
loko
lokoko
lokonao
lokony
lokontsika
lokonay
lokonareo
lokon'
lokon-
lokom-
-doko
-dokoko
-dokonao
-dokony
-dokontsika
-dokonay
-dokonareo
-dokon'
-dokon-
-dokom-
Mots composés, titres, noms  
Tableaux et planches   volo/colors/couleurs
Analogie   angana ~ fiandrilavenona ~ fotsy ~ fotsy bobo ~ fotsy botsatsaka ~ fotsy botsiaka ~ fotsy hatsatra ~ fotsy hiaka ~ fotsy manganohano ~ fotsy mangatsakatsaka ~ fotsy mangatsohatso ~ fotsy manjopiaka ~ fotsy ranoray ~ fotsy ravoravo ~ haboka ~ mainty ~ mainty ngaly ~ mainty ngilo ~ mainty ngizina ~ mainty piso ~ mainty vasoka ~ maintimainty ~ maitso ~ maitso antitra ~ maitso mavana ~ maitso milenodenoka ~ maitso tanora ~ manga ~ manga antitra ~ manga tanora ~ manga volondanitra ~ mania ~ mantsasaka ~ mavo ~ mavo antitra ~ mavo mania ~ mavo tanora ~ mavokely ~ mavomena ~ mazaza ~ mena ~ mena antitra ~ mena dorehitra ~ mena hatraka ~ mena jaky ~ mena mangaka ~ mena mangatrakatraka ~ mena mangoràka ~ mena mivaivay ~ mena mahatrakatraka ~ mena ranombalahy ~ mena vongatraka ~ menafify ~ menapiny ~ merona ~ miarimbilany ~ mihodibola ~ mivolom-bolafotsy ~ mivolom-bolamena ~ ngerona ~ nifinakanga ~ piripiso ~ tamotamo ~ vololona ~ volombatolalaka ~ volomboahangy ~ volomparasy ~ volondaoranjy ~ volondavenona ~ volondomotra ~ volonkary ~ volontakatra ~ vony ~ vonimpaiso ~ vonivony

Entrée loko
Partie du discours   nom
Définition malgache   savoka [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   dity [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   Dity anakambanana zavatra mba hiraiketan [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
   bontily, savoka [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   sealing wax; glue [Hallanger 1973]
Traduction française   cire à cacheter; colle [Hallanger 1974]
Traduction française   cire d'abeille [SLP: Voambolana]
Analogie   bontily ~ savoka

Entrée loko
Partie du discours   nom
Définition malgache   nonon'omby vavy [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2016/09/09