Entrée lolo mamoha angatra (lolo, foha, angatra)
Partie du discours expression
Définition malgache ilazana ny zava-dratsy mbola miteraka ratsiratsy indray kokoa noho izy; zava-dratsy mahatonga zavatra ratsiratsy kokoa indray, mampitranga ny zava-dratsy noho izy [Rajemisa 1985]

2011/09/19