Entrée lomano (lano)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano:
  • ny tsikaroka: lomanon' ny tsy mbola mahay ka toy ny mitsikarokaroka fotsiny ny tanany;
  • ny tsipy sandry: lomanon' ny efa mahay, izay manipy ny tanany lavitra ka manaraka an' iny ny vatany;
  • ny rano tsilany: lomanon' ny mahay koa, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy;
  • ny antsitrika: lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano;
  • sns...
[Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   swimming [Hallanger 1973]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2009/10/23