|
|
|
|

Entrée1  rano tsilany
Mots élémentaires  2  rano, 3  tsilany
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  [1.1] lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
(ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay
Exemples  6  [1.437#] Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.
Tous les mots composés 
Analogues  8  antsitrika, tsikaroka, tsipysandry

Mis à jour le 2025/09/12