|
|
|
|

Entrée1  lovantsofina
Mots élémentaires  2 lova, 3 sofina
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby. [1.1]
6 tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray. [1.13]
Explications en français  7 tradition orale. [1.13]
Exemples  8  Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/11