Entrée mahahery (hery)
Partie du discours adjectif
Morphologie 
mahahery
nahahery
hahahery
Exemples 
1Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany; [Baiboly: 30.9.2]
2Telo no lopy : ny anankiray lopin-dandy, ny anankiray lopy tsy mahahery, ary ny anankiray trano fandrian-dopy. [Dahle: Angano, page 248]
3lanareo avy amin'ny nosy lehibe kokoa noho ity nanirahany anareo, fa mihoatra noho ny anareo amin'izay zavatra mahalehibe ny tany sy mahahery azy. [Razoharinoro: Soratra, page 184]

2017/04/07