Entrée | 1 mahamenatra |
Radical | 2 henatra |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en anglais |
4 to make ashamed shameful, humiliating [1.7] |
Explications en français |
5 rendre honteux honteux, humiliant [1.8] |
Exemples |
6 Aza miteny mafy, fa mahamenatra olona!
[2.5#]
7 Ary matetika izy no mamo eny am-pilanjana, ka mirondrona mahamenatra; [2.59#] 8 Aoka izay, Ranaivo, hoy Rasolo, fandrao misy mahalala, ka mahamenatra olona eto; [2.324#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |