| Entrée | 1 mahasamihafa |
| Radical | 2 samihafa |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Exemples |
4 Raha te hampiseho ny mahasamihafa an’ Andriamanitra sy ny ombiasa izy, dia miteny hoe:
[1.353#4]
5 Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. [2.996] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|