Entrée mahatsikaiky (tsikaiky)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika
Mitovy hevitra: fanalana andro ~ fanaraby ~ fihomehezana ~ mampihomehy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise ridiculous [Hallanger 1969]
Définition française risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique [Abinal 1888]
 ridicule [Sims 1969]

2015/05/14