Entrée mahavoa (voa)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
¶ Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
¶ Maharesy, mahaf aty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
¶ Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to strike; to hit the mark; to wound [Hallanger 1973]
Traduction française   atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer [Hallanger 1974]
Morphologie  
mahavoa
nahavoa
hahavoa
mahavoaza
Citations  
Analogie   mahavoafady

Mis à jour le 2011/03/02