|
|
|
|

Entrée1  mahitsizoro
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  mahitsy, zoro
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra
Explications en français  10  [1.13] rectangle
Exemples  11  [2.472#] Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany.
Vocabulaire  12  Mathématiques: géométrie

Anagrammes  13  mahitsizoro, zoro mahitsy

Mis à jour le 2025/08/10