Entrée malefaka (lefaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
¶ Malemilemy: Feo malefaka
¶ Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
¶ Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise pliant, supple; easy going, gentle
¶ not too strong (of beverages) [Hallanger 1973]
Définition française souple; calme
¶ pas trop fort (se dit des boissons) [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
malefaka
nalefaka
halefaka
Exemples 
1hazo malefaka koa ny andrarezina. [Dahle: Angano, page 215]
2hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [Andriamalala: Taolambalo, page 105]
3Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 111]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31