Entrée mamafa (fafa)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanala] mamaoka, manadio, mifafa [Rakotosaona 1972]
   Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra?
¶ Mamaoka: Mamafa vilia
Mitovy hevitra: manala loto ~ manraoka ~ mifafa ~ mifaoka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to sweep [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   to wipe, to clear away [Richardson 1885]
Définition française   balayer; essuyer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   rafler [Abinal 1888]
Exemples  
1Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? [Ravelomanana: Lalana, page 41]
2Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. [Rakotozafy: Ratsimba, page 26]
Morphologie  
mamafa
namafa
hamafa
mama
Synonymes   mifafa

Entrée mamafà (fafa)
Partie du discours   impératif du verbe actif mamafa [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2017/09/05