Entrée mamafy (fafy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] manao fafy [Rakotosaona 1972]
 Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara
¶ Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany
¶ Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [Rajemisa 1985]
 manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [SLP 1986]
Définition anglaise to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [Richardson 1885]
Définition française semer [SLP 1986]
Vocabulaire 
Morphologie 
mamafy
namafy
hamafy
mamafaza
Synonymes manely ~ mampiely ~ manapariaka ~ manaparitaka ~ manahaka ~ mampihahaka

2011/10/25